Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Septambra, 2012
Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?
Ny “bay'a” no anaran'ilay lanonam-panoavana fanao isan-taona izay hanambaran'ireo olo-manan-kaja “dignitaires” manerana an'i Maraoka ny fanoavany na ny fanekeny ny Mpanjaka Mohammed VI. nilaza ny mpitsikera [fr] fa “lanonana mahamenatra sy karazana efa lany...