Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Jona, 2010
Maraoka: Ny fanandràmana ny henné
Efa an'arivontaona maro no nisy n y henné. Mba nanandrana izany voalohany indrindra tany Maraoka i Emily, mpirotsaka antsitrapo avy amin'ny Peace Corps vao tsy ela akory izay. Entin'i Jillian C York amintsika ny tontolo andron'i Emily.
Maraoka: Misy olona mitovy sata kokoa
Mitovy sata daholo ny maraokana rehetra, fa misy ny Maraokana mitovy sata kokoa amin'ny hafa, raha nanoratra ilay mpitoraka bilaogy maraokana Jamal Elabiad. Niafara tamin'io famintinana io izy taorian'ny resaka kolikoly...