· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Novambra, 2018

Britney Spears Miozolomana?

Satria tsy ampy ny tabataban'ny media manodidina azy, ny vaovao farany dia hoe mihevitra hivadika ho Silamo i Britney Spears mba hanambady ilay sakaizany paparazzo teratany Pakistana, Adnan Ghalib. Niresaka momba izany ireo bialogera Afovoany Atsinanana sy Afrikana Avaratra.

20 Novambra 2018

Manjaka amin'ny bilaogy Maraokana ny sariitatatra Danoà

Araka ny efa nampoizina, naneho hevitra tamin'ny herinandro lasa teo mikasika ireo sarin'ny Mpaminany Mohammad (PBUH) ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, raha nanameloka ilay mpanao sariitatra Danoà kosa ny sasany tamin'ireo bilaogera, ny hafa kosa nahita fa tafahoatra lohatra ny  fanehoan-kevitra tao amin'ny firenena Silamo sasany.

12 Novambra 2018