Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Mey, 2019
Ny resahan'ny bilaogy maraokana desambra 2007
Na dia "lamaody" vaovao aza ny fitorahana blaogy any Maraoka, dia miely haingana be eo amin'ny Maraokana avy amin'ny sokajin-taona rehetra sy ny hetsika samihafa izany. Manana dokotera, ny politika, mpianatra, antrôpôlôjista, .. sns ianao.