Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Febroary, 2012
Maraoka: Mpianatra Nogadraina Fa Nanevateva Ny Mpanjaka Tao Anatina Lahatsary
Tamin'ny Alatsinainy 13 Febroary teo, niampanga ilay mpianatra, Abdelsamad Haydour 24 taona higadra 3 taona an-tranomaizina sy handoa lamandy 1200 dolara amerikana ny fitsarana ao an-tanànan'i Maraoka ao Taza noho ny fitsikerana nataony tamin'ny mpanjakan'i...
Maraoka: Voasambotra Noho Ny Famoahana Sarisary Zary Tenan'ny Mpanjaka Tao Amin'ny Facebook

Ny 7 Febroary 2012, niseho tany amin'ny lapam-pitsarana iray tany Rabat renivohitr'i Maraoka, i Walid Bahomane. Voampanga ho "nanala baraka ireo soatoavina Maraokana "tamin'ny famoahana lahatsary sy sary maneso ny mpanjakan'i Maraoka, Mohammed VI, tao amin'ny Facebook ilay tanora izay vao 18 taona
Maraoka: Voasazy Noho Ny Famoahana Sariitatry Ny Mpanjaka Tao Amin'ny Facebook
Tamin'ny 7 Febroary 2012, niatrika fitsarana tao Rabat, renivohitr'i Maraoka, i Walid Bahoman. Voampanga ho “nanala baraka ny hasin'i Maraoka” ity lehilahy 18-taona ity tamin'ny alalan'ny fandefasana sary sy lahatsary manevateva...