Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Marsa, 2019
Maraoka : Ilay lahatsoratra nampiditra am-ponja an’i Mohammed Erraji
Nogadraina tao amin’ny fireneny nanomboka tamin’ny 8 Septambra 2008, ilay bilaogera Maraokana, Mohammed Erraji , noho ny fanakianany ny fanjakana. Ireto ambany ireto ny fandikana ny ampahany tamin’ilay lahatsoratra izay nahazoany roa taona an-tranomaizina.