Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Jolay, 2011
Maraoka:Mitohy ny Fihetsiketsehana Manohitra ny Fanovana
Tamin'ny Zoma 8 jiona 2011, nandatsa-bato tamin'ny fitsapakevi-bahoaka ny vahoaka Maraokana tamin'ny volavolan-dalampanorenana naroson'ny Mpanjaka Mohammed VI. Mampiseho ny fanohanana goavana ny fanovana ny valim-pifidianana ofisialy, izay 98 isan-jato no nisafidy...
Maraoka: Lalam-panorenana Vaovao Tsy Misy Fanovana Betsaka
Nandeha nandatsa-bato tamin'ny fitsapakevim-bahoaka ny mponina Maraokanina androany mba hifidy ny lalam-panorenana vaovao natolotry ny Mpanjaka Mohammed VI. Na dia nankatoavin'ireo mpanadihady marobe sy mpakasitraka ny mpanjaka tokana aza ny fanovana...