‘Atsaharo ny fampanginana ireo feon'ny tsy manaiky lembenana ao AAAA,’ hoy ny mpikatroka tamin'ny taratasy misokatra ho an'ny Twitter sy FacebookMelohin'ny mpiaro ny zon'olombelona ny sivana ataon'ny sehatra media sosialyMpanoratra Dahlia KholaifNandika Andriamifidisoa Zo22 Desambra 2020
Governemanta afrikana fito no mampiasa rindram-pitsikilovana, hoy ny fanadihadiana vaovaoManjohy telefônina sy misintona antso sy lahatsoratra ilay teknikam-pitsikilovanaMpanoratra Nwachukwu EgbunikeNandika Andriamifidisoa Zo15 Desambra 2020