Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Janoary, 2019
Malayzia: Nohadihadiana ilay mpiangaly Rap tao amin'ny YouTube
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nohadihadian'ny polisy momba ny hirany rap, izay nanasongadina ny hiram-pirenena Maleziana “Negaraku”, tao amin'ny feo lafika i Wee Meng...
Malayzia: Navotsotra ilay Bilaogera Raja Petra Kamarudin (RPK)
Nanapa-kevitra ny Fitsarana Avon'i Shah Alam, renivohitra Selangor any Malaizia fa tsy ara-dalàna ny fisamborana ilay bilaogera malaza, Raja Petra Kamarudin (RPK) ka ho avotsotra izy.
Malezia: Fitsipi-pitondrantena amin'ny rehefa mibilaogy?
Taorian'ny fisavorovoroana be teo amin'ny bilaogy Maleziana, nanolo-kevitra ny Minisitry ny Atitany, Datuk Seri Syed Hamid Albar vao haingana fa tokony hanangana fitsipika momba ny fitsipi-pitondrantena azy ireo manokana ny bilaogera mba hiantohana ny maha-tompon'andraikitra sy izay rariny amin'ny asa soratr'izy ireo.
Malezia: Voampanga ilay bilaogera namoaka sary hosoka misy ireo mpanao politika
Bilaogera iray no voalaza fa nandefa sary hosoka misy an'i Kelantan Mentri Besar, Nik Abdul Aziz Nik Mat sy ny mpitarika mpanohitra Anwar Ibrahim. Voalaza fa misy an'i Nik Abdul Aziz manao firaisana ara-nofo amin'i Anwar ilay sary.
Malezia: Miady amin'ny bilaogera ny governemanta
Nanakarama bilaogera telo ny governemantam-panjakan'i Pahang ao Malezia saiky nosy mba hanohitra ireo fiampangana tsy marina na manendrikendrika sy ireo fanehoan-kevitra navoaka tao amin'ny aterineto.
Bilaogera Maleziana nosamborina noho ny fanehoan-kevitra nivoaka tao amin'ny bilaoginy
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina noho ny fanehoan-kevitra nivoaka tao amin'ny iray tamin'ireo bilaogin-dahatsorany tamin'ny taona 2006 ilay bilaogera Maleziana Nat Tan. Nogiazana ny solosainy...
Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005
Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.