· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Aogositra, 2018

Malezia: Manana Blaogy Sy Kaonty Twitter Ny Praiminisitra Vaovao

  15 Aogositra 2018

Misy mitsikera ny vohikalan'i Najib noho ny maha-raitra azy. [...] Izy ihany ve no namorona an'io? Andraso kely, tsy izy ve no nanakana an'ireo media enina tety anaty tambajotra tsy ho azo nidirana nandritra ny fivoriamben'ny UMNO? Angamba afaka manao izay lazainy i Najib ary mankato ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety sy ny fahalalahana maneho hevitra.