Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Mey, 2018
Mandrisika ny governemanta vaovao ao Malezia hanatanteraka fanavaozana amin'ny media

Mampahatsiahy ny governemanta vaovao ao Malezia ny fiarahamonim-pirenena sivily mba hanatanteraka ny fandaharan'asany momba ny fanavaozana izay nampanantenaina nandritra ny fampielezan-kevi-pifidianana.
Malezia: Hita Amin'ny Lahatsary Amin'ny Finday Ny Fanararaotam-pahefan'ny Mpitandro Filaminana
Rehefa nanomboka nanaiky ny tatitra momba ny heloka bevava nalefan'ny olom-pirenena tsotra avy amin'ny findainy ny mpitandro filaminana maleziana, dia tsy nampoiziny fa indray andro any....
Vanim-potoana vaovao ho an'i Malezia, resy tamin'ny fifidianana ny antoko nitondra nandritra ny enimpolo taona
"Tsy mpitondra antsika intsony ny Barisan Nasional . Ora vitsivitsy dia hanomboka hiposaka eny amin'ny faravodilanitra ny masoandro . Tena mampihetsi-po... ho hitantsika i Malezia vaovao hiarahaba antsika."