Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Novambra, 2013
Mampihatra Ny “Fitànana am-ponja Tsy Misy Fitsarana” i Malezia
Nanamafy hatrany ny governemanta fa tena ilaina ny hampiharàna lalàna henjana hiadiana amin'ireo Jiolahy sy ny vondron'olona mpanao herisetra. Kanefa maro ireo mpanakiana no manahy fa hanitsakitsaka ny zon'olombelona maro io didy io.