Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Janoary, 2014
Sarin-kisoa Voasivana Tao Malezia
Nohamaintisina ireo sarin-kisoa nataon'ny orinasa iray mpanonta printy tao anatin'ny fanontàn'ny "New York Times" Maleziana. Nahatezitra olona maro tany amin'ireo firenena be mpino Miozolmana ilay 'fanivànana ny kisoa'
‘Hetsika Pensilihazo Mena’ Mitaky Fahalalahan-gazety Ao Malezia
Gazetiboky mpivoaka isan-kerinandro naato satria nitantara vaovao momba ny fandaniana mahazatra ataon'ny Praiminitra. Ho setrin'izany, nidina an-dalambe ireo mpanao gazety mba hiampanga ny sivana mihatra amin'ny fampahalalam-baovao.
Malezia: Baiboly Nogiazana Fa Nampiasa Ny ‘Allah’ Hanondroana An'Andriamanitra
Notanisain'ny masoivohom-baovao iray ny lalàna Maleziana mandràra ireo tsy miozolmana tsy hampiasa ny teny hoe Allah amin'ny bokim-pinoana atontan'izy ireny tamin'ny fotoana nanagiazany baiboly 300 tao amin'ny birao iray anà misionera Kristiana
Zavona sy Haiyan: Ireo Loza Nahafaty Tao Azia Atsimo Atsinanana Tamin'ny 2013
Ny fandrakofan'ny Global Voices ny halotoan'ny zavona nihoatra ny sisintany tany Singapore, Malezia, ary Indonezia; sy ny fiantraikan'ilay rivodoza mahery vaika Haiyan mahafaty tany Filipina tamin'ny 2013.