Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Janoary, 2017
Afaka Mitondra Sy Mihinana Ny Mofomamin'izy Ireo Ao Amin'ny McDonald's Ny Malaiziana — Saingy Tsy Maintsy Mofomamy Halal Izany
Tafahoatra ve ny politikam-panamarinana halal? Indray andro any ve isika hahita politika ara-pitondran-tena mameno ny isan-tokantrano mba ho azo antoka fa mihinana sakafo halal fotsiny isika? Rahoviana vao hanjaka ny fahaiza-mahatakatra?