Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Desambra, 2017
Fiaraha-misakafon'ny Bilaogera Toniziana
Faly aho namonjy ny Fihaonan'ny Bilaogera Toniziana Andiany Faha 8 ny zoma alina , niaraka tamin'ireo mpandray anjara namana ao amin'ny WSIS, Jeff Ooi avy any Malezia sy Isam Bayazidi avy any Jordania.
Tsunami: Tamberin'ny Bilaogy Maleziana Herintaona Taty Aoriana (2005)
Ho fahatsiarovana ny Tsunami izay natao tao Pasifika Azia tamin'ny taona 2004, nametraka lahatsoratra fanomezam-boninahitra ny fotoana ireo bilaogera manerana izao tontolo izao.
Malezia: Fandevenana Islamika An'ilay Foko Indiana
Niteraka adihevitra teo amin'ny vahoaka ny fifandirana vao haingana momba ny fandevenana "noterena" an'ilay mpihanika tendrombohitra Everest Malezia M. Moorthy araka ny fombam-pivavahana Silamo, fanapahan-kevitra izay nolavin'ny fianakavian'i Moorthy.
Tafatafa Niarahana tamin'ny Dr. Wan Kadir, Mpitarika Mpitaky Ny Fisintahan'i Patani
Tafatafa teo amin'ny Dr. Farish Noor, mpanoratra ara-pôlitika malaza sady iray amin'ireo manampahaizana goavana eo amin'ny Sampampianarana Aziatika, sy ny Dr. Wan Kadir, mpitarika ny BERSATU (fiarahamitantan'ireo fikambanana mpitaky fisintahana mifototra ao Thailandy Atsimo).
Ny Show Global Voices Faharoa
Indro ny fizaran-tantara faharoa amin'ny Global Voices Show ! Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:
Ny Show Global Voices Voalohany
Faly manambara ny voalohany amin'ny rakipeo vaovao amin'ny endrika gazetiboky ny Global Voices