· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Oktobra, 2007

Malayzìa : Toerana tena tranainy any akaikin'i Penang

  20 Oktobra 2007

Ny blaogy South East Asian Archeology dia mitarika antsika hitsidika toerana iray ao akaikin'i Penang any Malazìa izay mbola tranainy koa aza noho ireo tempolin'i Angkor izay tena fanta-daza any Kambôdza. The settlement in the Bujang Valley dates as far back as the 5th century, and as I was in...