Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Mey, 2017
Niala An-Daharana Tamin'ny Fifaninanana Lalao Echec ny Zazavavy Iray Rehefa Nolazain'ny Mpikarakara Fa “Manaitaitra” Ny Akanjony Hatreo Amin'ny Lohaliny
"Tsy ny filazana fanitsakitsahana ny fepetran'ny fomba fitafy ihany no tokony hojeren'ny polisy fa ny zavamisin'ilay zaza fantarin'ny olon-dehibe iray amin'ny fananahany.”