Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Febroary, 2011
Malezia: Mitombo ny famonoan-tena
Voahazon'ny olana sosialy mampanahy i Malezia tato ho ato: ny famonoan-tena. Voavinavina fa eo amin'ny 60 eo ireo famonoan-tena isam-bolana mitranga any Malezia. Nisy mihitsy aza tanora Maleziana iray namoaka naotina famonoan-tena tao amin'ny Facebook.