Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Septambra, 2011
Malezia: Nilaza i Mahathir Fa Nandainga Mikasika ny 9/11 i Bush
Mahatsiaro ny fanafihan'ny mpampihorohoro tamin'ny 11 septambra 2001 nitranga tao Etazonia izao tontolo izao. Mbola nanambara indray ny Praiminisitra teo aloha, Mahathir Mohamad fa tsy ny Miozolomana mahery setra no nahavita...
Malezia: Generation 709 miantso fihavaozana politika
Taorian'ny fihetsiketsehana Bersih tamin'ny 9 Jolay, vondrona tanora Maleziana ankehitriny no tonga hanohy ny fitakiana fifidinana malalaka sy marina, izay antsoin'izy ireo manokana hoe ‘Generation 709’ na ‘Taranaka 709’. Ny Mpikarakara...