Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Aogositra, 2017
Nanameloka Ny Polisy Noho Ny Fisamborana Tsy Ara-dalàna Sy Ny Fanagiazana Boky I Zunar, Mpanao Sariitatra Politika Maleziana

"Azonareo atao ny mandràra ny bokiko, azonareo atao ny mandràra ireo sariitatrako, kanefa tsy afaka mandràra ny saiko ianareo. Hotohizako hatrany ny sariko mandra-pahatapitry ny ranomaintiko."
Sahisahy Loatra Ny ‘Despacito’ Hoy Ny Tambajotra Fampitam-baovaom-panjakana Ao Malezia
"Amin'ny fandraketana, mahatsiravina ahy ilay hira. Kanefa ny sivana tsy mahavita manao na inona na inona hampandrosoana ny firenena..."