Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Marsa, 2020
Mpanao gazety Maleziana lasibatry ny tenim-pankahalana sy ny fanavakavaham-bolonkoditra tao amin'ny Facebook
"Zava-dehibe ny valinteny avy hatrany avy amin'ny Facebook sy ny sehatry ny tambajotra sosialy hafa amin'ny fisorohana ny fitsikerana an-tserasera, izay matetika ahitana fanosoram-potaka sy fanalam-baraka."