Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Septambra, 2016
Nandefa Fanangonan-tsonia An-tserasera Manohitra Ny Lalànam-panjakana Ao Malacca Mandràra Ny Alika Eny An-davarangana Ireo Maleziana Mpitia Biby
Raiso ny fanapaha-kevitra [manoloana] ireo tompon'alika izay tsy manaiky handoa ny lamandy, na fomba hafa manery azy ireo handefa ny alikany, izay mety ho ala nenina farany raha tsy hoe mampijaly ireo alika ny tompony .