· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Avrily, 2013

Ny Antenain'ny Maleziana Amin'ny Fifidianana Solombavambahoaka

  21 Avrily 2013

Miaraka amin'ny fihazakazaky ny fifidianana faha-13 hifidianana izay ho solombavambahoaka, maro amin'ny Maleziana no mitodika amin'ny aterineto mba hikatsaka vaovao zava-maro hafa, hatramin'ny fampakàrany ny fomba fiheviny ny fifidianana. Ny sondrobidim-piainana ary ny fangaraharàn'ny governemanta no tena mampiasa saina ny maro amin'ny Maleziana