· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Febroary, 2010

Malezia: Sarotra fafàna ny fanalàna baraka ny fiandriànana

GV Mpisolovava  16 Febroary 2010

Ilay Maleziana mpitoraka blaogy, Khairul Nizam Abd Ghani, na “Aduka Taruna”, dia nosamborina tsy ela akory izao noho izy notondroina ho nanala baraka an'i Sultan Iskandar ibni Almarhum Sultan Ismail, Sultan ao Johor. Araka ireo tati-baovao, ny Minisitry ny Atitany, Hishammuddin Tun Hussein, dia nilaza fa tsy ho afa-maina fotsiny...