Tantara mikasika ny Malezia tamin'ny Marsa, 2019
Bilaogy Maleziana nampiseho sainam-pirenena mitsimbadika

Ny taty amintsika nodiana fanina ilay sainam-pirenena mivadika teo amin'ny antenimieran-doholona tamin'ny tetezamita 2009-2013
Bilaogera lasa mpiasan'ny serasera an'antoko politika

Tamin'ny taona 2008, nipoitra tamin'ny lohateny lehibe ilay bilaogera Maleziana Syed Azidi Syed Aziz tamin'ny fiantsoana ireo bilaogera Maleziana mba hanantona (na hametraka) ny sainam-pirenena mivadika ao amin'ny bilaogin'izy ireo. Famantarana ny firenena iray ao anatin'ny fahoriana izany. Ny antony nanaovany izany dia tsy tena hoe fitsinjovana ny hafa loatra.
Malezia: Hatezerana tamin'ny bilaogera iray mpanavakava-bolonkoditra

Mampihomehy ny famelezana Karana ato amin'ity lahatsoratra ity... fa efa niala tsiny ilay olona avy eo
Miampy ny fanenjehana an'i Raja Petra Kamarudin (RPK)

Misy ny raharaha ara-pitsarana vaovao mety hanampy trotraka ireo fiampangana fanalam-baraka sy fitoriana fanalam-baraka hanenjehana an'i Raja Petra Kamarudin (RPK). Nitatitra ireo mpanao gazety vao haingana fa nametraka fitoriana azy tany amin'ny polisy ny Departemantan'ny Fampandrosoana ny Islamika (Jakim) sy ny sampana Miozolomana hafa.
Malezia: Bilaogera iray hafa nahazo tsikera

Nandrisika ny manampahefana mba hanadihady ny fiampangàna ny fanararaotana ara-nofo natao tamin'ireo vehivavy Penan, ao amin'ny faritr'i Baram ao Sarawak ny bilaogin-dahatsoratra iray.
Malezia: Fitazonana tsy misy fitsarana ho an'ilay bilaogera RPK

Lalàna natao hiantohana ny filaminana anatiny ao Malezia, ny fampidirana am-ponja vonjimaika, ny fisorohana ny fanakorontanana, ny fanafoanana ny herisetra voalamina atao amin'ny olona sy ny fananana any amin'ny faritra voatondro ao Malezia, ary amin'ny zava-mitranga mifandraika amin'izany.