Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Aogositra, 2016
Ao Aleppo, Maka Razana Avy Amin'ny Korotam-Bato Isan'Andro ny Mpanolotena ‘Satro-Potsy’
"Rehefa mahita olombelona mangirifiry ianao dia mila manao zavatra hanavotana azy ireny."
Mihahenjana Ny Toe-Draharaha Politika ao São Tomé sy Príncipe Roa Andro Alohan'ny Fihodinana Faharoa Amin'ny Fifidianana Filoham-Pirenena
Nisy ny tsindry nitranga nandritra ny fanisam-bato tamin'ny fifidianana tao São Tomé e Príncipe amin'ny ahiahy fisian'ny hosoka tamin'izany. Amin'izao ankatoky ny fihodinana faharoa izao dia nisy ny fihetsiketsehana an-dalambe mitaky ny fanafoanana ny fifidianana.
Sonita Ampolony No Voalaza Fa Novonoin'i Iran Hamoretana Ireo Gadra Noho Ny Fieritreretana
Nisy nitatitra fa nanatanteraka famonoana gadra sonita am-polony tao amin'ny fonjan'i Gohardasht ny governemanta Iraniana, ary anisan'izany ilay gadra malaza noho ny fieritreretana Shahram Ahmadi.
“Ny Fianakaviako no Maotera Manosika Ahy Hitsangana sy Handeha”
Nahazo loka amin'ny maha-mpitarika fikambanana sy fokonolona azy i Luis Ángel Pérez.
Mizotra Mankany Amin'ny Fihodinana Faharoa Ny Fifidianana Ho Filoham-Pirenena Ao São Tomé Sy Príncipe
Hisy fihodinana faharoa ny fifidianana tao Sao Tomé-sy-Principe. Nisy toe-javatra mampisy adihevitra ny fanisam-bato na dia nilaza aza ny mpanaramason'ny Vondrona Afrikana fa nandeha tsy misy tomika ny fifidianana.
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices: Lasa Politika ny Pokémon Go
Amin'ity herinandro ity izahay mitondra anao ho any Iran, Japan, Shina, Meksika ary Timor-Leste.