Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Febroary, 2017
Gazety Mpanàla Azy Milaza Amin'ireo Mpanararaotra Ny Fomba Hitrandrahana Ny Fanaovan'ny ao Rosia ny Herisetra An-Tokantrano ho tsy Heloka Bevava

Nozarain'ny “Life”, gazety mpanala azy mpiandany amin'i Kremlin ny lahatsary iray hafahafa, nomeny lohateny hoe “Tiany Ianao Matoa Darohany,” tamin'ny fitetezany ireo “laharana dimy voalohany amin'ny endrika isehoan'ny herisetra an-tokantrano".