Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2019

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Mey, 2019

Mpifaninana Mozambikana nahazo ny fifaninanana bodybuilding manerantany tao Hong Kong

Maodely ho an'ny mpanabokonozatra ao Mozambika i Bruno Saraiva

Navotsotra ary mbola miandry fitsarana  ireo mpanao gazety Mozambikana taorian'ny volana maromaro nitanana azy 

Nogadraina i Amade Abubacar sy Germano Adriano hatramin'ny volana Janoary, saingy ny 16 Aprily vao voampanga ara-dalàna . Tsy maintsy miandry fitsarana ao anatin'ny fanafahana vonjimaika miaraka amin'ny fepetra izy ireo ankehitriny .