Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Febroary, 2014
Vehivavy Teknisiana Môzambikàna Miresaka Momba Ny Fiantraikan'ny Tambajotra Sosialy Ao An-toerana
Resahan'ilay Môzambikana mpikatroka mafàna fo, Ludmila Maguni, ny fiantraikan'ny tambajotra sosialy eo amin'ny fiarahamonina Môzambikàna, amin'ny fanantenany fa mba ho tetezana iray hampifandray ny olom-pirenena sy ny governemantan'ny fireneny ny aterineto.