· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Jona, 2011

Mozambika: Portiogey, ho tenin'ny Mozambikana

  05 Jona 2011

Rehefa nampidirina tao amin’ny rafi-panabeazana ny tenim-pirenena Mozambikana, niadian-kevitra ny fanapahan-kevitra hanamafy ny Fifanarahana Iombonana amin'ny Fomba Fanoratra ny teny Portiogey. Ny Global Voices dia nitondra fandalinana maromaro ny amin’ny anjara asa sahanin’ny teny eo amin’ny fanehoana ny tena maha-izy ny firenena.