Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Oktobra, 2016
Tian'ny Parlemantan'ny Tanora Ovaina ny Anaran'ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenena ao Maputo
Ny Parlemantan'ny Tanora, fikambanana mametraka ny tahoran'i Mozambika ho laharam-pahamehana, no tompon-kevitra te-hanome anarana Samora Machel, filoha voalohany ao amin'ny firenena, ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenen'i Maputo. Mitady sonia roa arivo ny fanangonan-tsonia ho amin'izany.