Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2019

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Desambra, 2019

Nitsabaka tamin'ny fifidianana ankapobeny tao Mozambika ve i Rosia?

Nanomboka talohan'ny ny fifidianana tamin'ny famoahan'ny fikambanana antsoina hoe International Anticrisis Center (AIC) ny fitsapan-kevitra tamin'ny 4 Oktobra, izay nanome fandresena mazava ho an'ny Frelimo ny fiahiahiana an'i Rosia.

Lasibatry ny finoanoam-poana ny sola loha, hoy ny polisy ao Mozambika

Hoy ny bilaogera iray nanoratra hoe "[Maniry] ny firenena aho mba hisian'ny olona hitady asa mendrika ary tsy mandratra na manaisotra mihitsy ny ain'ny hafa,"

Nitsikera ny fisamborana ireo delegasiona politika miisa 18 tany Mozambika ny fiarahamonim-pirenena

Delegasiona politika avy amin'ny antoko Demokrasia Vaovao no nosamborina satria voampanga ho nitondra fanomezan-dalana hosoka.

Niparitaka be ny sarin'ilay polisin'ny fifamoivoizana tany Maputo tao anaty orana

Tsy nampihontsona ilay polisin'ny fifamoivoizana ny orana.

Mozambika: Fanaovana ho ara-dalàna ny fanalan-jaza ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vaovao

Mozambika no firenena Afrikana fahefatra nampihatra ny fanesorana tsy ho heloka ny fanapahana vohoka an-tsitrapo (IVG).

Mpahay toekarena nampanantsoin'ny biraon'ny mpampanoa lalàna Mozambikana taorian'ny nanoratany taratasy misokatra ho an'ny filoha

"Andriamatoa Filoha, tsy mahafehi-tena ianao." Izany no fanombohan'ny taratasy misokatra avy amin'i Castel-Branco ho an'ny filoha Mozambikana izay niakarany fitsarana tamin'ny farany taona 2013.

Mozambika: Mostra fahatelo amin'ny sarimihetsika Afrikana, nasongadina ny sarimihetsika Angoley 

Natao ny 13 Aprily ka hatramin'ny 10 May 2015 tany Mozambika tao an-tanàdehiben'i Maputo, Inhambane sy Nampula ny andiany fahatelo amin'ny Herinandron'ny Sarimihetsika Afrikanina.

Andao hikarajia Twitter amin'ny #WritingTowardFreedom an'ny Global Voices amin'ny 11 desambra 2019

Ahoana ny mahalasa fandrahonana ny fahalalaham-pitenenana antserasera eto Afrika ny kabary fankahalana foko, ny fahadisoana sy ny fandisoam-baovao, ny fandotoan-drindrina ataon'ny governemanta? Miaraha aminay amin'ity adihevitra ity ao amin'ny karajia Twitter.