Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Marsa, 2022
Tratran'ny fanafihana an'habaka ny governemanta Mozambikana
Namoaka fitakiana vidim-panavotana ny mpisompatra ho takalon'ny lahatahirin'ny habaky ny governemanta. Mbola tsy fantatry ny manampahefana ny nanao ity fisomparana ity.