Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Avrily, 2014
Hataon'i Mozambika Ho Heloka Ny Hafatra, Ny Mailaka Ary Ny Votoaty An'Aterineto ‘Manevateva’
Hampandalovina ny parlemanta holaniana ny tolo-dalàna hanameloka ny hafatra an-tsoratra, imailaka sy karazam-botoaty an-tserasera hafa mety "manohintohina ny filaminam-panjakana".