· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Avrily, 2011

Mozambika: Noravan'ny polisy tamin-kerisetra ny grevy

  22 Avrily 2011

Ny 6 aprily, mpiasa ao amin'ny sampana polisin'ny Repoblikan'i Mozambika – Hery Vonjy Taitra ( Force d'Intervention Rapide)  – no nampiasa herisetra mba handrava ny fihetsiketseham-panorenana nataon'ireo mpiasa amina orinasa momba ny Fiarovana olo-tsotra Group Four Security (G4S). Toa hita fa ny G4S dia nampidina ny karaman'ireo mpiasany, ary mitaraina izy...