Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Novambra, 2018

Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia

Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).

Tsy Tsara ny Manao ny Anaran'ny Tranombarotrao hoe “Hitler”

Hita anatin'ny iray amin'ireo toeram-piantsenana goavana indrindra ao Maputo ny tranombarotra "Hitler", izay toa nanomboka nisokatra tany amin'ny voalohandohan'ny volana Oktobra tany.