· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Septambra, 2010

Mozambika: Herisetra, hatezerana any Maputo

Raha tonga ny alina amin'ny andro faharoan'ny korontana feno herisetra, mbola mitoetra ny fisalasalàna any Maputo. Mbola miketrika mafy mandevina sy mandalina ireo fototr'ireo korontana ireo mpitoraka blaogy, izay natosiky ny fiakaran'ny vidim-piainana. Zavatra iray no azo antoka: niteraka fanontaniana lalina momba ny toerana misy ny firenena ara-politika, sosialy ary toe-karena izany.

06 Septambra 2010