Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Avrily, 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa...
Mozambika: Fifanarahana momba ny famerana indray ny karama farany ambany
Basilio Muhate [pt] no miresaka vetivety ny fifanarahana eo amin'ny sendikan'ny mpiasa Mozambikana sy ny vondron'ny mpandraharaha momba ny famerana ny karama ambany indrindra ao amin'ny vondron'asa valo na sivy...
Mozambika : Dinidinika momba ireo vaovao
Bayano Valy monina any Maputo, any Mozambika, no mizara ao amin'ny blaogy Nullius in Verba izay heviny mikasika izay tokony ho toetoetr'ireo vaovao : Na minha humilde opinião é necessário...
Mozambika : Hetsika ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana any Afrika
Carlos Serra monina any Maputo, Mozambika no manapariaka ao amin'ny blaogy diário um sociólogo [diarin'ilay mpandinika fiaraha-monina] ireo hetsika sy fikomiana ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana, tamin'ity indray mitoraka...