Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Jolay, 2016
Mozambika: “Harahi-maso Ny Olompirenena Na Andro Na Alina”, Hoy Ilay Gazety
Araka ny nolazain'ny gazety iray azo itokisana indrindra ao amin'ny firenena, ny Canal de Moçambique, dia nametrahana fakantsary fanarahamaso tanàna miisa 450 tao an-tanànan'i Maputo (renivohitry ny firenena) sy Matola.