Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Oktobra, 2011
Mozambika: Fampivondronana Ireo Tantsaha Madinika Mba Hanànana Ho Avy Mamirapiratra
Atoa Júlio dos Santos Pêssego no anisan'ireo mpitarika voalohany ny "hetsiky ny tantsaha" ao amin'ny faritanin'i Niassa ao Mozambika. Manampy amin'ny fananganana vondrona eo amin'ny fiarahamonina ka miasa mba hiarovana ny zo amin'ny fananan-tany, hampitomboana ny famokarana sakafo ary hiainan'ny fianakavian'ny tantsaha ao anatin'ny fahampiana.
Fahatsiarovana ny Rain'ny Fahaleovantena Mozambika, Samora Machel
Hankalaza ny faha 25 taona nahafatesan’ ilay rainy mpanangana dia ny Filoha Samora Machel i Mozambika ny 19 Oktobra 2011, namoy ny ainy tamin'ny fianjeran'ny fiaramanidina tao Mbuzini, ao Afrika Atsimo tamin'ny 19 Oktobra 1986 izy. Nanambara ny governemanta fa “Taonan'i Samora Machel” ity taona 2011 ity. Lanonana no nanombohana ny...
Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny Fanasàna Tànana: Manova Fomba Amin'ny Alàlan'ny Hira sy Dihy
Fantatrao ve ny fomba hanasàna tsara ny tànanao? Avy amin'ny alàlan'ireo hira sy dihy, mampianatra ireo hafa ny fomba tena mety hanasàna ny tànany ireo olona manerana ny tany mba hampiroboroboana ny fahasalamana. Ny 15 Oktobra no Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Fanasana tanana ary miaraka teny famantarana Manavotra Aina ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...