Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Febroary, 2019
Nahatalanjona ny mpijery fandaharana amin'ny fahitalavitra Italiana ny seho nataon'ilay Mozambikana nomena ny lohahevitra hoe fako
Nanonona an'i Hulene i Amós rehefa nanazava ny zava-bitany tamin'ny mpitsara. Io notononiny io ilay hany toerana tokana fitobian'ny fako ao Maputo izay nahafatesana olona miisa 16 tamin'ny taona 2018 noho ny fihotsahan'ny fako.
#AfahoAmade: mpanao gazety nosamborina sy nampijaliana taorian'ny nitaterany ny herisetra tany avaratr'i Mozambika

Notanan'ny polisy Mozambikana ilay mpanao gazety raha nitatitra ny tantara nitranga tao Cabo Delgado.
Talohan'ny nanakanana azy, nandrisika ny tanora hanatevin-daharana ny vondrona mpanafika mahery setra tany Mozambika avaratra ity pejy Facebook ity
Nanomboka ny volana Oktobra 2017, nisy vondron'olona mitam-piadiana tsy fantatra nampihorohoro any avaratr'i Mozambika ary manao habibiana izay namoizana ain'olona 200 mahery ary nandrava tanànakely maro .