Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Aogositra, 2017
Mozambika: 2038?
Tahaka ny ahoana i Mozambika afaka 30 taona? Manolotra ireo tranga "bizantinina" miisa sivy ary manasa ny mpamaky mba hanova azy ireo araka izay hitany fa mety ilay mpandinika ny fiarahamonina Carlos Serra.