Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Janoary, 2008
Mozambique: Nahasambotra kamiao nitondra ankizy maromaro ny polisy
Ity resaka ity dia tohin'ny lahatsoratra efa navoakan'ny namana Tomavana eo ambanimbany eo. Vaovao farany navoakan'ny tontolom-bolongana, Carlos Serra [pt] no nitatitra fa nahatsikaritra kamiao (fiarabe re a!) nitondra ankizy...
Mozambika : Fakana an-keriny hafahafa
Ivone Soares any Maputo, no mitatitra ity vaovao tselatra mahatsikaiky avy Mozambika ity : No dia 23/01/2008, foi raptado, por desconhecidos, em Mocímboa da Praia o cidadão Momade Hamade que...
Mozambika : Fidiran'ny mpianatra any an-tsekoly, hoan'ny sasantsany ihany
Amin'izao fotoana fidiran'ny mpianatra any Mozambika izao, i Júlio Mutisse no mitatitra ny olana sedrain'ny sehatra fampianarana any an-toerana satria mpianatra marobe no tsy mahita sekoly hidirana: Ainda não estou...
Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy...
Mozambika : Raharaha fanapahana ala tsy ara-dalàna hafa
Carlos Serra no mitatitra ity raharaha nahasaronana fanapahana ala tsy ara-dalàna izay nokasaina haondrana ivelan'i Mozambika ity. Tamin'ity indray mitoraka ity dia fiara vaventy fito nitondra hazo folo taonina isany...
Mozambika : Tany manonofy mitsangana
Forever Pemba dia faly mampahafantatra atsika fa ny sarimihetsika ‘Tany manonofy mitsangana’ [Terra Sonâmbula], notaterahin’ Mozambikana Teresa Prata avy amin'ny boky nosoratan'i Mia Couto dia handray anjara amin'ny Pune International...
Mozambika : Ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana
João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana ao amin'ny Moçambique Online Blog : O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas...
Mozambika : Salam-pahalavam-piainana fohy indrindra
Tsy kivy fa velom-panantenana i Carlos Serra eo am-pamakiana ny tatitry ny Fikambanana Iraisam-pirenena hoan'ny Fahasalamana [OMS | WHO] izay “mamisavisa” fa amin'ny taona 2025 ny salam-pahalavam-piainana any Mozambika sy...
Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama
Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona...
Mozambika: Ady anatin'ny tontolom-bolongana
Reflectindo sobre Moçambique [pt] no lasan'eriteritra raha misy fizarazarana sy fifandirana amin'ny mpanabolongana Mozambikana. Ohatra iray amin'ny fanontaniana nataony ny hoe: “Misy ady ve anaty tontolom-bolongana Mozambikana? Ka rah amisy...