· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Desambra, 2007

Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976

  18 Desambra 2007

Ny blaogy Moçambique para Todos dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka mihaino amin'ny endrika MP3 izay te hanao izany. Paula Góes

Môzambika : Ravon'ny Inhambane sy ny mponina ao aminy

  16 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane, izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany : « Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras,...