Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Jona, 2008
Mikasika ny fodian'ireo tra-boin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny taniny
Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika...
Mozambika : Aza manaiky ho resin'ny fidangan'ny vidin'ny solika, andeha hampiasa bisikileta !
Toix ao amin'ny Lusofolia no manapariaka sary mahatsikaiky entiny manazava ny lahatsorany : Com o aumento do preço da gasolina é da maior sensatez começarmos a pensar em ir buscar...
Mozambika : Resaka vary sy izay fahaleovantenantsika
Manoina ny antso avon'ny fanjakana Japôney mba hisian'ny fiaraha-miasa hanampy an'i Afrika, mba hampitombo avo roa heny ao anatin'ny folo taona ny vokatra vary any Afrika, nandritra ny fivoriambe Iraisam-Pirenena TICAD [Tokyo...