Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2014

Tantara mikasika ny Mozambika tamin'ny Septambra, 2014

Ireo Saribakoly Vaventy Hetsehan-tànana No Manokatra Ny Adihevitra Momba Ny Olana Sosialy Ao Mozambika

Fantaro ny tantara sy ny aingam-panahy entin'ireo saribakoly vaventy hetsehan-tànana izay namelona ny arabe sy ny tsena tao Mozambika.