Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Oktobra, 2015
Namono Olona Maherin'ny 200 Ny Fihotsahan'ny Tany Tao Goatemala. Afaka Manampy Ireo Niharamboina Ianao
Nandray fepetra maro hanampiana ireo niharam-boina tamin'ny fihotsahan'ny tany tao an-tanànan'i El Cambray Dos izay namoizana ain'olona maherin'ny 200 ny Vokovoko Mena Goatemalana.