Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Avrily, 2019
Mandoro ny taona teo aloha: Fomban-drazana amin'ny taombaovao
Any amin'ny firenena maro ao Amerika Atsimo, nanjary fomba amam-panao ny mandoro zavatra endrika olombelona tamin'ny taona lasa, izay fomba hanafoanana ny zava-dratsy rehetra nentin'ny taona, ary mamela lalana ho an'ny zava-baovao.