Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Desambra, 2017

Fanabeazana Amin'ny Fiteny Roa Ao Guatemala

Midika amin'ny teny espaniola hoe Santiaguito, na "Ilay Santiago Kely "  ny Tz'ikin Jaay. Anaran'ny sekoly iray ao Santiago Atitlán ao amin'ny fanjakan'i Guatemala ao Sololá izany.