Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Mey, 2016
Manampy Ireo Fianakaviana Ao Goatemalà Hikaroka Ny Olon-tiany Nanjavona ny “Tetikasa Fifindra-monina”
Any Zacualpa, mindram-bola ireo mponina sasany ary mihazo any avaratra mba hikaroka fiainana tsara kokoa. Saingy tsy mahomby amin'izany avokoa izy rehetra ary manjavona ny sasany.